إعدادات العرض
Mianiana amin'I Allah aho fa tsy mpino izy, Mianiana amin'I Allah aho fa tsy mpino izy, Mianiana amin'I Allah aho fa tsy mpino izy." Nisy niteny hoe : Iza izany irak'I Allah? Dia namaly izy hoe : “Izay tsy namela hilamina tsara ny mpiray vodirindrina aminy”
Mianiana amin'I Allah aho fa tsy mpino izy, Mianiana amin'I Allah aho fa tsy mpino izy, Mianiana amin'I Allah aho fa tsy mpino izy." Nisy niteny hoe : Iza izany irak'I Allah? Dia namaly izy hoe : “Izay tsy namela hilamina tsara ny mpiray vodirindrina aminy”
Tatitra azo avy tamin'i Abo Choraih (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Mianiana amin'I Allah aho fa tsy mpino izy, Mianiana amin'I Allah aho fa tsy mpino izy, Mianiana amin'I Allah aho fa tsy mpino izy." Nisy niteny hoe : Iza izany irak'I Allah? Dia namaly izy hoe : “Izay tsy namela hilamina tsara ny mpiray vodirindrina aminy”.
[Mari-pototra] [Notantarain’i Bokhari]
الترجمة
العربية Tiếng Việt অসমীয়া Nederlands Bahasa Indonesia Kiswahili Hausa සිංහල English ગુજરાતી Magyar ქართული Română Русский Português ไทย తెలుగు मराठी دری Türkçe አማርኛ বাংলা Kurdîالشرح
Nianiana sy nanamafy ny fianianana intelo ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : Mianiana amin'IvAllah aho fa tsy mpino izy, Mianiana amin'I Allah aho fa tsy mpino izy, Mianiana amin'I Allah aho fa tsy mpino izy, ka nanontany azy ireo mpanaradiany : Iza no tsy ho mpino ry irak'Allah? Dia namaly izy hoe : Izay tsy mampitony ny mpiray vodirindrina aminy amin'ny fanaovany fitaka sy ny tsy rariny ary ny faharatsiana.فوائد الحديث
Fanesorana ny finoana eo amin’ny olona iray izay tsy niaro amin’ny tsy rariny sy ny faharatsiana ny namany mpiray vodirindrina aminy dia midika fa fahotana lehibe izany, ary izay manao izany dia tsy ampy finoana.
Famporisihana mafy mba hanao soa amin’ny mpiara-belona ary tsy hanisy ratsy azy amin’ny teny na amin’ny asa.