إعدادات العرض
“Ho voaozona izay nanao firaisana tamin’ny vadiny any aoriana”
“Ho voaozona izay nanao firaisana tamin’ny vadiny any aoriana”
Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaira (R.A) : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Ho voaozona izay nanao firaisana tamin’ny vadiny any aoriana”.
[Tsara] [Notantarain'i Abo Daòd, Al-Nasàì ao amin'ny Al-Kobra, ary Ahmad]
الترجمة
العربية Bosanski English فارسی Français Bahasa Indonesia Русский Türkçe اردو हिन्दी 中文 ئۇيغۇرچە Kurdî Português Nederlands অসমীয়া Tiếng Việt ગુજરાતી Kiswahili پښتو සිංහල Hausa Tagalog മലയാളം नेपाली Magyar ქართული తెలుగు Македонски Svenska Moore Română ไทย Українська मराठी ਪੰਜਾਬੀ دری አማርኛ বাংলা Wolof ភាសាខ្មែរ ಕನ್ನಡالشرح
Ny Mpaminany (S.A.W) dia mampitandrina ny amin'ny firaisana ara-nofo amin'ny vadiny avy aoriana. Voaozona sy voaroaka hiala amin’ny famindrampon’I Allah izy, ary fahotana lehibe izany.فوائد الحديث
Fandrarana ny fanaovana firaisana amin'ny vehivavy amin'ny vodiny.
Azo atao ny maka mahafinaretana amin'ny vady amin'ny vatany rehetra afa-tsy any aoriana ihany.
Ny mpino silamo dia manao firaisana amin'ny vehivavy ao amin'ny aloha araka ny nandidian'I Allah azy; Raha ny amin'ny lavabody kosa, dia fanimbana ny natiora, fanarina ny taranaka, fanitsakitsahana ny maha-ara-dalàna, ary fahavoazana mafy ho an'ny mpivady.
التصنيفات
Ireo fombafomba amin'ny fanambadiana