إعدادات العرض
Niatomboka ny finoana Silamo toy ny vahiny, ary hiverina amin'ny fomba niandohany toy ny vahiny ihany koa, ka sambatra ireo vahiny
Niatomboka ny finoana Silamo toy ny vahiny, ary hiverina amin'ny fomba niandohany toy ny vahiny ihany koa, ka sambatra ireo vahiny
Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaira (R.A) : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Niatomboka ny finoana Silamo toy ny vahiny, ary hiverina amin'ny fomba niandohany toy ny vahiny ihany koa, ka sambatra ireo vahiny."
[Mari-pototra] [Notantaraiin'i Moslim]
الترجمة
العربية Tiếng Việt অসমীয়া Nederlands Bahasa Indonesia Kiswahili Hausa සිංහල English ગુજરાતી Magyar ქართული Română Русский Português ไทย తెలుగు मराठी دری Türkçe አማርኛ বাংলা Kurdîالشرح
Nanambara i Mpaminany (S.A.W) fa ny finoana Islamo dia nanomboka tamin'ny zavatra hafahafa teo amin'ny olona vitsivitsy sy fahavitsian'ny vahoakany, ary hiverina ho hafahafa izany miaraka amin'ireo olona vitsy izay manatanteraka izany araka ny nanombohany, koa fifaliana sy fitahiana ho an’ny vahiny, ary fifaliana sy anakandriamaso ho azy ireo.فوائد الحديث
Mitatitra ny fisian'ny fihafahafan'ny ny finoana Islamo taorian'ny fielezany sy ny lazany.
Ahitana ny iray amin’ireo famantarana ny faminaniana, araka ny nolazain’ny Mpaminany (S.A.W) ny zavatra hitranga aoriany, ary izany no nitranga araka izay nolazaina taminy.
Ny hasin'ireo nandao ny tanindrazany sy ny fianakaviany; Noho ny finoana Islamo, dia hahazo Paradisa izy.
Ny vahiny no manarina izay nosimbain’ny olona, ary izy ireo no manitsy izay nosimbain’ny olona.
التصنيفات
Toe-piainan'ireo mpanao soa