إعدادات العرض
Any amin'ny Paradisa, ny mpino dia hanana lay vita amin'ny perla iray, enim_polo taona ny halavany, ary hivezivezy ao ireo mpino ka tsy hifankahita izy ireo
Any amin'ny Paradisa, ny mpino dia hanana lay vita amin'ny perla iray, enim_polo taona ny halavany, ary hivezivezy ao ireo mpino ka tsy hifankahita izy ireo
Tatitra azo avy tamin'i Abo Mossa Al-Ashario (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Any amin'ny Paradisa, ny mpino dia hanana lay vita amin'ny perla iray, enim_polo taona ny halavany, ary hivezivezy ao ireo mpino ka tsy hifankahita izy ireo".
[Mari-pototra] [Notantarain’i Bokhari sy Moslim]
الترجمة
العربية বাংলা Bosanski English Español فارسی Français Bahasa Indonesia Русский Tagalog Türkçe اردو 中文 हिन्दी Tiếng Việt Hausa Kurdî Português සිංහල Kiswahili অসমীয়া ગુજરાતી Nederlands മലയാളം Română Magyar ქართული Moore ไทย Македонски తెలుగు मराठी ਪੰਜਾਬੀ دری አማርኛالشرح
Nanambara i Mpaminany (S.A.W) momba ny sasany amin'ireo fahasoavana ao amin'ny Paradisa, ary ny mpino ao amin'ny Paradisa dia manana lay lehibe misy lavaka malalaka, vita amin'ny perla poakaty tokana, ny sakany sy ny halavany eny amin'ny lanitra enimpolo maily, ary eo amin'ny lafiny efatra, ny zorony sy ny halavany dia misy vehivavy efatra, izay tsy mifankahita izy ireo, ary hivezivezy ao ny mpino.فوائد الحديث
Fanazavana ny halehiben’ny fahasambaran’ny olona ao amin’ny Paradisa.
Famporisihana ny olona hanao asa tsara amin’ny fanazavana ny fahasambarana nomanin’I Allah ho azy.
التصنيفات
Endriky ny Paradisa sy ny Afobe