إعدادات العرض
Fikh ny Douan sy ny Azkar
Fikh ny Douan sy ny Azkar
12- Ny maha akaiky indrindra ny Tompo amin'ny mpanompo dia amin'ny matonalina
14- Izaho dia ao an-tsain’ny mpanompoko, ary Izaho momba azy rehefa mahatsiaro Ahy izy
16- “Ny olona mahatsiaro ny Tompony sy ny tsy mahatsiaro ny Tompony dia ohatry ny velona sy ny maty
18- “Ny mahihitra dia izay nandre ny anarako voalaza teo anatrehany nefa tsy mivavaka ho ahy izy”
20- Tsy lavina ny Doan eo anelanelan'ny Azan sy ny iqamah
21- “Allah ô, atsarao ho ahy ny finoako, izay fiarovana ny raharahako
23- Allah ô, mangataka aminao aho mba hahita soa eto an-tany sy ny any ankoatra
29- Lehiben'ny fangataham-pamelana
43- “Ry olombelona, mibebaha amin’I Allah, fa izaho dia mibebaka Aminy in-jato isan’andro.”
50- Ny irak'Allah dia nankatia kokoa ny vavaka maromaro amin'ny Doan, ary nandao ny ankoatr'izay
