إعدادات العرض
Ny foto-pinoana
Ny foto-pinoana
1- Ny finoana silamo dia miorina amin'ny zavatra dimy
11- Tena marina fa i Tompo Allah dia manoratra ireo asa tsara sy asa ratsy. Avy eo dia nohazavainy izany
21- Izay mianiana amin'ny zavatra hafa ankoatr'I Allah dia efa nikomy na nanompo sampy
28- dia hampidirin’I Allah ao amin’ny Paradisa izy noho ny asany”
31- Rendrika ireo mpihoam-pefy
33- Izay tian'i Allah omem-pahasoavana dia hotsapainy
38- “Izay nitondra zava-baovao ato amin’ity raharahantsika ity, izay tsy ao anatiny dia ho lavina
41- Ny vahoakako rehetra dia miditra amin'ny Paradisa afa-tsy ireo izay nandà ihany
42- Izay maka tahaka ny vahoaka iray dia toy izy ireo ihany koa.
53- Tsy hamela tady na rojo eo amin’ny vozon’ny rameva raha tsy tapaka
60- Aza mipetraka eo ambonin'ny fasana ianareo, ary aza manao Soalat eo aminy
62- Ny finoana silamo dia miorina amin'ny zavatra dimy
72- “ Rehefa namorona ny Paradisa sy ny Afobe i Allah, dia naniraka an’i anjely Jibril (A.S)
77- “Marina tokoa fa Allah dia mandrara anareo tsy hianiana amin’ny razanareo
78- “Ny zavatra voalohany hitsarana ny olona amin’ny andro farany dia ny fandatsahan-drà”
82- Ny olona dia manaraka ny finoan'ny namany, koa aoka ny tsirairay aminareo hijery izay ho namany
83- “Afaingano amin'ny asa soa ny fitsapana tahaka ny ampahan’ny alina maizina
87- Hanaraka ireo fanaon'ny vahoaka teo alohanareo ianareo, ohatry ny refin'ny fela-tànana, na sandry
97- “Nomena zavatra dimy izay tsy mbola nomena an’iza na iza talohako
99- Izaho dia ao an-tsain’ny mpanompoko, ary Izaho momba azy rehefa mahatsiaro Ahy izy
100- Hahazo fahombiazana izy raha tena marina ny nolazainy
