إعدادات العرض
Ny foto-pinoana - الصفحة 2
Ny foto-pinoana - الصفحة 2
1- Ny andro tsara indrindra niposahan'ny masoandro dia ny andro zoma
8- Efa nanontany zavatra lehibe tokoa ianao, ary izy io dia ho mora amin'izay nankamoran'I Allah azy
23- Fantatrareo ve iza no olona bankirompitra (faillite)?
26- “Izay niravaka ody dia nanao ny fanompoan-tsampy”
30- Ny anjely dia tsy miditra amin'ny trano misy alika na sary
31- Ny anjely dia tsy miaraka amin'ny vondrona izay misy alika na lakolosy
32- Aza mianiana amin'ny Sampy na amin'ny razanareo
33- “Izay mianiana ho toky dia tsy namantsika.”
38- I Al-Hasan sy Al-Hossein no lehiben'ny tanora ao amin'ny Paradisa
43- fisaorana ho an'i Tompo Allah izay namerina ny teti-dratsiny any amin'ny faka-panahy
46- Raha nanaiky ny finoana Islamo Ianao dia ho voaray avokoa ireo tsara izay Nataonao
54- “Tsy ho avy ny ora farany raha tsy efa mifanakaiky ny fotoana
59- Aseho amin'ny endrika ondry lahy mana-tandroko ny fahafatseana
60- Ny afonareo dia ampahany kely amin'ny fitopolo fizarana ny amin'ny Afobe
64- ary izaho dia Dhamam Ibn Thaalabah, avy amin'ny foko Banu Saad bin Bakr
67- Nampidinina tamin'ny ilay Irakan' i Tompo Allah ny faminaniana fony izy mbola Efa-polo
68- “Nianjeran'ny fahatezerana ny Jiosy, ary very làlana ny Kristianina.”
74- {Eny, tsy maintsy hanontaniana ianareo, amin'izany andro izany, mikasika ireo anjaram-pahasoavana.}
81- Izay mitam-piadiana hamely anay dia tsy namanay
90- Ho azonao izay nirinao ary izay mitovy amin'izany miaraka aminy
97- “Ny tsara indrindra aminareo dia taonjatoko, avy eo ireo manaraka azy, avy eo ireo manaraka azy.”
