إعدادات العرض
Ny Fikh sy ny fitspiny
Ny Fikh sy ny fitspiny
2- Ny finoana silamo dia miorina amin'ny zavatra dimy
3- Avelao izay manalasala Anao eo anatrehan'izay tsy manalasala Anao
4- Tena marina fa i Tompo Allah dia naniraka amin'ny fanaovana tsara ny zavatra rehetra
7- Aza manao ratsy ary aza mamaly ny ratsy
9- IZAY REHETRA MAHAMAMO DIA VOARARA AVOKOA
11- Tsy misy soalat manoloana ny sakafo efa vonina, na ho n'izay poretin'ny loto roa
14- Hetezo ny volombava ambony ary alavao ny somotra
19- Ny SIAKY dia fanadiovana ny vava, ary fampifaliana an'ny Tompo Allah
25- Tena marina fa efa mazava ny Azo atao ary mazava ihany koa ny Voarara
26- Tena marina fa Allah nandidy amin'ny fanaovana tsara amin'ny zava-drehetra
29- “ Eny tokoa, ny fanalana fanahy ratsy, ny tapa-kazo ary ny ody mahery dia fanompoan-tsampy".”
30- Aza manompa ny maty, fa efa nahavita izay nataony avokoa izy ireo
31- Na iza na iza ny manao ny Vavaka maraina (Soalat Sobhy) dia eo ambanin'ny fiarovan'i Tompo Allah
35- “Hoy Allah : Manomeza, ry zanak’i Adama, dia hanome ho anao koa Aho”
36- Ny fepetra tokony ho tanterahana indrindra dia izay fepetra naha-ara-dalàna fahafinaretana
37- irak'Allah (S.A.W) dia mamerimberina ireo rehetra ireo isaky ny vita Soalat
39- Izay namela tsy nanao Swalat Asri dia ho zava-poana ny asa fanoampoana vitany
42- Nandrara ny fanaovana Qaz’aa ny irak’Allah (S.A.W)
43- Aza mipetraka eo ambonin'ny fasana ianareo, ary aza manao Soalat eo aminy
45- “Nodidiana aho hiankohoka amin’ny taolana fito
47- Allahoumma antas-salàmo wa minkas-salàmo Tabàrakta yà zhal-Djalàly wal-ikràmo
50- Nampianatra anay Irak'Allah (S.A.W) khoutoubat Al-hàjat
51- Tsy misy fanambadiana afa-tsy amin'ny alàlan'ny mpiahy
53- Ny Mpaminany (S.A.W) dia nanozona ny mpanao kolikoly sy ny mpaka tsolotra amin'ny fitsarana
54- Ny finoana silamo dia miorina amin'ny zavatra dimy
57- Loza ho any amin'ny afobe izay tsy nanasa ny voditongony ary ataovy tsara ny Ozò
65- “Ny zavatra voalohany hitsarana ny olona amin’ny andro farany dia ny fandatsahan-drà”
66- Izay miady hampiakatra avo ny tenin'Allah dia mizotra amin'ny làlan'Allah
67- Rehefa mandre ny antso ho amin'ny vavaka ianareo (Azan) dia averenonareo izay lazain'ilay mpiantso
68- Avelao izy roa, fa nanaovako tao anaty fahadiovana
70- Ahitsio ny filaharanareo, fa ny fahitsian'ny filaharana anisan'ny mahatomombana ny fivavahana Swalat
73- Azoko tamin'i Mpaminany (S.A.W) ny vavaka 10 Rakà
74- Rehefa mifoha amin'ny alina ny Mpaminany (S.A.W), miborosy ny vavany amin'ny siwak
79- Ny irak'I Allah dia manangana ny tànany eo an-tsorony rehefa manokatra ny fivavahana,
82- Allah ô, halaviro amin’ny fahotako aho tahaka ny nanalaviranao ny Atsinanana sy Andrefana
83- “Raha nisotro amin’ny vilian'iray aminareo ny alika, dia aoka ho sasany im-pito izany.”
86- Ny fomba fandrona amin'ny loto lehibe
93- ka dia nanao ozoò ho azy ireo tahaka ny an'ny Mpaminany (S.A.W)
