إعدادات العرض
Ny Fikh sy ny fitspiny - الصفحة 3
Ny Fikh sy ny fitspiny - الصفحة 3
1- “Eny tokoa, voarara amin’ny lehilahy amin’ny vahoakako ireto, fa azon'ny vehivavy atao
2- Allah sy ny Irany dia nandrara ny fivarotan-toaka sy biby maty ho azy sy kisoa ary sampy
4- Nandrara ny fihinanana ny bibidia lava vangy rehetra sy ny lava angofo rehetra amin'ny vorona
7- Izay mitam-piadiana hamely anay dia tsy namanay
8- Ny tànana dia hotapahina amin'ny ampahefatry ny dinar no mihoatra
9- “Tsy misy olona hokapohina mihoatra ny kapoka folo, raha tsy ao anatin’ny fetra napetrak’Allah”
12- Miverena mivavaka ianao, satria tsy mba nivavaka”
17- Mbola mitoetra tsara ny olona raha mbola manafaingana ny fisakafoana amin'ny hariva izy ireo
21- Mihinàna Sahoor ianareo; satria ao amin'ny Sahoor dia misy fahasoavana
24- Tsy azo ataon'ny vehivavy silamo ny manao dia alina raha tsy misy lehilahy akaiky azy miaraka aminy
47- Olona fito no ahazo halokaloky ny tompo Allah amin'ny andro izay tsy misy haloka afa-tsy ny halony
50- Ny Swalat sy izay eo ambany fahefanareo
52- Izay akanjo ambanin'ny kitrokely dia ao amin'ny afo
