إعدادات العرض
Ny Fikh sy ny fitspiny - الصفحة 2
Ny Fikh sy ny fitspiny - الصفحة 2
7- Izay nanao vavaka amin'ny fotoana mangatsiatsiaka roa dia miditra amin'ny Paradisa
8- Fady amin'ny alalan'ny fampinonoana izay zavatra fady amin'ny alalan'ny rohim-pihavanana
12- Ny soalat miangona ataon'ny olona dia mihoatra ny roapolo manana amby ambaratonga
19- Tsy misy soalat ho an'izay tsy mamaky ilay fanokafana ny Boky - Sourat Al-Fatiha
21- Izay tonga manatrika ny Swalat jom'an dia aoka izy hisaika
25- “Ianareo rehetra dia tompon'andraikitra ka ho anontaniana amin'ny andraikiny
37- Madio ny ranony, ary azo hanina ny hazandrano maty ao
38- Raha feno kollatainy ny rano dia tsy hitondra fahalotoana hoa azy
45- Tsy noheverinay ho zavatra ny tsiranoka mavo mivoaka aorian'ny fanadiovana
46- Mijanòna ianao mandritra ny fe-potoan'ny fadim-bolanao, avy eo dia mandroa.”
50- “Aza mivavaka amin’ny fitafiana iray tsy misy na inona na inona eo an-tsorony ny iray aminareo.”
51- Rehefa miankohoka ianao dia apetraho ny felatananao ary atsangano ny kiho
63- “Ho voaozona izay nanao firaisana tamin’ny vadiny any aoriana”
64- Allah dia tsy mijery ny lehilahy izay manao firaisana amin'ny lehilahy na vehivavy any aoriana
70- “Miadia amin’ireo mpanompo sampy amin'ny alàlan'ny volanareo sy ny ainareo ary ny lelanareo”
74- ary izaho dia Dhamam Ibn Thaalabah, avy amin'ny foko Banu Saad bin Bakr
75- Ny Mpaminany (S.A.W) dia nanao ozò isaky ny soalat
76- Nanao ouzò ny Mpaminany (S.A.W) ka nataony indray mandeha indray mandeha avokoa
77- Ny Mpaminany (S.A.W) nanasa indroa, indroa tamin'ny ouzò
82- Izay manamboatra moske ho an’Allah, Allah dia hanamboatra tahaka izany ao amin’ny Paradisa ho azy”
86- “Ry Bilal ô! Atsangano ny soalat, ampakao sasatra amin'alalan'izany izahay”
87- Ry olona, tsy nanao izany aho afa-tsy ny mba hanarahanareo sy hianaranareo ny fivavako.”
92- Niteny ny Mpaminany (S.A.W) isaky ny aorian'ny soalat tsy maintsy atao
