إعدادات العرض
Ireo tombotsoa
Ireo tombotsoa
1- Tena marina fa efa mazava ny Azo atao ary mazava ihany koa ny Voarara
3- Aza atsahatra amin'ny fahatsiarovana an'i Tompo Allah ny lelanao
8- Tena marina fa efa mazava ny Azo atao ary mazava ihany koa ny Voarara
10- Nanota ny mpanompo iray ka niteny hoe : Tompo ô, mamelà ny fahotako
11- Ny asa tsara rehetra dia fanomezana
12- “ Tsy miditra ny Paradisa izay manapaka ny fihavanana”
14- “ Ny Hataka sy ny fitalahoana dia fanompoam-pivavahana
18- Izay tian'i Allah hahazo ny hatsarana dia atony mahatakatra ny lafiny ara-pinoana
35- “Tsy ho lazaiko aminareo ve izay hamafan’I Allah ny fahotana sy hanandratana ny voninahitra?
38- nialoha làlana ireo mofarridona
42- Aza atsahatra amin'ny fahatsiarovana an'I Allah ny lelanao
50- Nanome ohatra i Allah amin'ny làlana mahitsy
51- Iray Aminareo ve mitia rehefa miverina any amin'ny ankohonany dia hahazo Rameva lehibe ary matavy?
59- Allah tsy mandray asa afa-tsy izay atao an-kitsim-po, sy nampifaliany an'i Allah
64- “Ry olombelona, mibebaha amin’I Allah, fa izaho dia mibebaka Aminy in-jato isan’andro.”
65- Ny fanompoana ao anatin'ny vanom-potoan'ny korontana dia toy ny fifindra-monina mankaty amiko
