إعدادات العرض
Ny hatsarana sy ny fahalalam-pomba - الصفحة 2
Ny hatsarana sy ny fahalalam-pomba - الصفحة 2
2- Izay mitafy lamba landy eto an-tany dia tsy hitafy izany any ankoatra
5- Avelao izy roa, fa nanaovako tao anaty fahadiovana
11- “Ny ohatry ny namana tsara sy ny namana ratsy dia toy ny mpivarotra ranomanitra Misk sy mpanefy vy,
15- Ny maha akaiky indrindra ny Tompo amin'ny mpanompo dia amin'ny matonalina
31- “Tsy ho lazaiko aminareo ve izay hamafan’I Allah ny fahotana sy hanandratana ny voninahitra?
36- Izaho dia ao an-tsain’ny mpanompoko, ary Izaho momba azy rehefa mahatsiaro Ahy izy
39- nialoha làlana ireo mofarridona
41- “Voavela avokoa ny vahoakako afa-tsy izay nanao ampahibemaso
43- Aza manaiky ho faty ny iray aminareo afa-tsy efa nanatsara ny heritreriny amin'I Allah izy
47- “Ny olona mahatsiaro ny Tompony sy ny tsy mahatsiaro ny Tompony dia ohatry ny velona sy ny maty
55- “Meteza ianao eto an-tany ho toy ny mpivahiny na mpadalo fotsiny
56- Aza atsahatra amin'ny fahatsiarovana an'I Allah ny lelanao
58- Ny fanompana ny mpino silamo dia fahalotoam-pitondran_tena, ary ny ady aminy dia fikomina
62- “Ny mahihitra dia izay nandre ny anarako voalaza teo anatrehany nefa tsy mivavaka ho ahy izy”
65- Tsy lavina ny Doan eo anelanelan'ny Azan sy ny iqamah
66- “Allah ô, atsarao ho ahy ny finoako, izay fiarovana ny raharahako
68- Allah ô, mangataka aminao aho mba hahita soa eto an-tany sy ny any ankoatra
75- Lehiben'ny fangataham-pamelana
86- Fantatrareo ve iza no olona bankirompitra (faillite)?
87- Izay milaza Hadith momba ahy izay heverina ho lainga dia voasokajy ho anisan'ny mpandainga izy
