إعدادات العرض
Ny hatsarana sy ny fahalalam-pomba - الصفحة 3
Ny hatsarana sy ny fahalalam-pomba - الصفحة 3
3- Aseho amin'ny endrika ondry lahy mana-tandroko ny fahafatseana
4- Ny afonareo dia ampahany kely amin'ny fitopolo fizarana ny amin'ny Afobe
5- Izay mandainga ny amiko an-tsitrapo, dia efa nametraka ny toerany ao amin'ny Afobe
8- Nanome ohatra i Allah amin'ny làlana mahitsy
9- Iray Aminareo ve mitia rehefa miverina any amin'ny ankohonany dia hahazo Rameva lehibe ary matavy?
19- {Eny, tsy maintsy hanontaniana ianareo, amin'izany andro izany, mikasika ireo anjaram-pahasoavana.}
23- Allah tsy mandray asa afa-tsy izay atao an-kitsim-po, sy nampifaliany an'i Allah
27- Ny mpino silamo dia tsy mpanindrona be, mpanozona be, mpanao vetaveta be, na mpiteny ratsy
30- Nanontaniko ny irak'Allah momba ny fahitana tampoka, ka nodidiany aho mba hanodina ny fijeriko
37- Efa nilaza teny iray ianao, raha afangaro amin’ny ranomasina izany, dia hangidy.”
40- Tsy azo ataon'ny vehivavy silamo ny manao dia alina raha tsy misy lehilahy akaiky azy miaraka aminy
44- “Ry olombelona, mibebaha amin’I Allah, fa izaho dia mibebaka Aminy in-jato isan’andro.”
46- Ny fanompoana ao anatin'ny vanom-potoan'ny korontana dia toy ny fifindra-monina mankaty amiko
52- Allah dia tsy mijery izay misintona ny fitafiany noho ny fanambonian-tena
55- Ny mpanozona dia tsy ho vavolombelona na mpanelanelana amin'ny andro fitsanganana amin'ny maty
63- Ny irak'Allah dia nankatia kokoa ny vavaka maromaro amin'ny Doan, ary nandao ny ankoatr'izay
64- Ny fianianana dia mampandany entam-barotra, saingy manaisotra tombony
71- Ho azonao izay nirinao ary izay mitovy amin'izany miaraka aminy
82- “Mifaneke amiko ianareo fa tsy hanompo afa-tsy Allah irery ihany, tsy hangalatra, tsy hijangajanga
86- Olona fito no ahazo halokaloky ny tompo Allah amin'ny andro izay tsy misy haloka afa-tsy ny halony
