إعدادات العرض
Fikh ny fivavahana - الصفحة 2
Fikh ny fivavahana - الصفحة 2
5- Tsy noheverinay ho zavatra ny tsiranoka mavo mivoaka aorian'ny fanadiovana
6- Mijanòna ianao mandritra ny fe-potoan'ny fadim-bolanao, avy eo dia mandroa.”
10- “Aza mivavaka amin’ny fitafiana iray tsy misy na inona na inona eo an-tsorony ny iray aminareo.”
11- Rehefa miankohoka ianao dia apetraho ny felatananao ary atsangano ny kiho
23- “Miadia amin’ireo mpanompo sampy amin'ny alàlan'ny volanareo sy ny ainareo ary ny lelanareo”
26- ary izaho dia Dhamam Ibn Thaalabah, avy amin'ny foko Banu Saad bin Bakr
27- Ny Mpaminany (S.A.W) dia nanao ozò isaky ny soalat
28- Nanao ouzò ny Mpaminany (S.A.W) ka nataony indray mandeha indray mandeha avokoa
29- Ny Mpaminany (S.A.W) nanasa indroa, indroa tamin'ny ouzò
34- Izay manamboatra moske ho an’Allah, Allah dia hanamboatra tahaka izany ao amin’ny Paradisa ho azy”
38- “Ry Bilal ô! Atsangano ny soalat, ampakao sasatra amin'alalan'izany izahay”
39- Ry olona, tsy nanao izany aho afa-tsy ny mba hanarahanareo sy hianaranareo ny fivavako.”
44- Niteny ny Mpaminany (S.A.W) isaky ny aorian'ny soalat tsy maintsy atao
56- Miverena mivavaka ianao, satria tsy mba nivavaka”
61- Mbola mitoetra tsara ny olona raha mbola manafaingana ny fisakafoana amin'ny hariva izy ireo
65- Mihinàna Sahoor ianareo; satria ao amin'ny Sahoor dia misy fahasoavana
68- Tsy azo ataon'ny vehivavy silamo ny manao dia alina raha tsy misy lehilahy akaiky azy miaraka aminy
